Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMIN'NY ALINA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMIN'NY ALINAEritrereto lalina,
na tsy mihiratra
ny vintana
fa amin'ny alina
vao mamiratra
ny kintana.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
