AMIN'NY ASA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMIN'NY ASA





Na be kinasa
isan'andro vaky izao
hahavita lalandava,
amin'ny asa
no ahalalako anao
fa tsy amin'ny vava.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
415 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0316