AMIN'NY FAHASAROTANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AMIN'NY FAHASAROTANA





Amin'ny fahasarotana,
akaiky anao, ny Ray,
rehefa mino ;
mora misy fanavotana
fa tsy mangaihay
ka halalino.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
11 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 22/09/2026 07:15
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122