ANANKIROA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANANKIROA




Zavatra anankiroa
no ananan'ny olona tafita :
ny fanginana sy tsiky ;
tena marina tokoa,
izay mihitsy no mba hita,
hoy aho, mamikiviky.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
378 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Fredy Jaofera
Inséré par : 3004
Date : 01/06/2023 18:31
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118