ANDRONGO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ANDRONGOAndrongo efa hitako
ka na hitsipelika aza,
tsy mahataitra ;
matoa tsy mba vitako
ny ho any hankalaza
fa olon-tsy raitra !
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
