ASAN'NY MPANORATRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ASAN'NY MPANORATRA





Asan'ny mpanoratra
ny literatiora
ho an'izao tontolo izao :
kanto mampanokatra
an'ilay bakora
hahalala fiainam-bao.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
597 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119