ATAOVY FILAMATRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ATAOVY FILAMATRA Ataovy filamatra
ny olona tsara
fa aza aringana
dia hahafantatra
ny tena anjara
tsy misy fingana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
