ATREHINA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ATREHINA




Atrehina izay misy na mianjady
fa tsy mahakivy tokoa
rehefa nekena ;
arakaraka ny mahamafy ny ady
no tsara tarehy kokoa
ny fandresena.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
466 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121