AZA HADINOINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA HADINOINAAza hadinoina
ny olona tia
fa haren-tsarobidy,
tsy mety lotoina
rehefa tabiha
ka ataovy tadidy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
