AZA MANDRORA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA MANDRORA




Tonga ny ora
mampijoro izany
fa tsy vazivazy na lalao,
aza mandrora
anatin'ilay vilany
nanome sakafo anao.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
353 1
Mpakafy: Kaboanta
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141