AZA MANKAHALA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA MANKAHALA




Tsy manadala
hampiambatra
amin'izay mba tafa ;
aza mankahala
rehefa sambatra
sy voatahy ny hafa.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
234 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012