AZA MISALASALA4 (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA MISALASALARaha tiana ny hiravo,
aza ampiasaina ny avona
fa matokia izaitsizy ;
aza misalasala an'Ny Avo
fa afaka hanova ny zavona
ho andro tsara Izy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy - Fitiavana
