AZA MITSAHATRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA MITSAHATRA





Aza mitsahatra
ny ho olona tsara,
na rahoviana ?...
Dia hamahatra
ho soa izay anjara
sy faniriana.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
494 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113