AZA TOHIZANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
AZA TOHIZANA




Tsy hamizana,
fangatahana
mahatazana ambiaty :
aza tohizana
tondrahana
ny voninkazo maty.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
645 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114