Hevitra momba ny Azonao atao

Hiverina amin'ny Azonao atao
radarta ( 13/02/2011 11:46)
Azonao atao ny mandefa ny eritreritra
Hiampita zato ony
Azonao atao ny mande any anefitra
hitady 'zany fony
Azonao atao ny mitety 'zao tontolo izao
mba hampifaly ny fonao
Fa tsy azonao atao ny manimba ny am-pony
zay fa reraka sy lao....

ARA
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0208