DOBO-PO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
DOBO-PO






Dobo-po tsy reny
kanefa dia niteny
no nisy tsaratsara
toy ny hoe anjara
vao mba tazako izy
nisy bika soa izaitsizy
ka nahasambatra ahy,
na dia tsy nahasahy
nilaza ilay fitia
satriko ho doria.






Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1249 0
Hevitra mandeha
pissoa ( 16/09/2009 19:31)
Kanto 😊
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335