Ampidiro aloha ny tenimiafina
ELANELANA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ELANELANANy elanelana,
mampisaraka ny vatana
fa tsy ny fo
ka mamelana
ny toky izay mivantana
sy mbola to.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
Sokajy :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Fitiavana
