EO AMIN'NY FIAINANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
EO AMIN'NY FIAINANA




Aza lava fisainana
fa ny iverenana
anio dia izao :
eo amin'ny fiainana
dia tsy anenenana
izay tsy natao.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
609 1
Mpakafy: Djess
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.012