FAHADISOANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHADISOANAN'aiza n'aiza itomboana
ka solafaka eny ihany
dia inty no tafa :
izay manao fahadisoana
ka tsy manitsy izany
dia hanao hafa.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
