FAHAFAHAM-PO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHAFAHAM-PONy voankazo tsara hotoazana,
na rahoviana dieny tsy lo,
mitaky fahamasahana ;
tsy amin'ny fahombiazana
no misy fahafaham-po
fa amin'ny fiezahana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
