FAHATOKISAN-TENA (2) (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FAHATOKISAN-TENAAza manao ny mihoatra
amin'ny kiry izay misesy
hahazoana fandresena
fa ireo ezaka be loatra
dia tsy afaka handresy
ny fahatokisan-tena.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
