FANAJANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANAJANAIzay manaja an-drainy
dia hahita fanajana
rehefa manan-janaka,
na mafy izay lazainy
tsy misy fiafarana
ho soan'ny taranaka.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
