FANAOVAN-TSOA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANAOVAN-TSOAAza ketraka moa,
mbola ho avy ny vatsy
hitobaka lava ny maminy ;
ny fanaovan-tsoa
dia mandrava ny ratsy
fa tsy ny fiadiana aminy.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
