Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANDRAISANA ANDRAIKITRA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANDRAISANA ANDRAIKITRA Hajao iny olona iny
ka aoka re tsy hanaikitra
toy ny biby no fepetra ;
tsy fanomezan-tsiny
fa fandraisana andraikitra
ny fiainana rehetra.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
