FANOFANANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FANOFANANANy fanabeazana
dia tsy fianaran-javatra
fa fanofanana hieritreritra
vao fahombiazana
tena ho tonga lafatra,
hoy aho tsy mba milefitra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
