FIADANAM-PO (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIADANAM-POBe ny ady nanjo
tsy nety nifarana
fa zaka hatrany ;
ny fiadanam-po
no hasambarana
tiako eto an-tany.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Fiaraha-monina - fiainana - fananarana - Fahatsiarovana - Eritreritra mandalo - Aingam-panahy - ahy
