FIANAKAVIANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIANAKAVIANA





Ny fianakaviana
no sekolim-pahamarinana
sy fivoarana ;
seha-pitokiana
hamoazam-panambinana
sy hasambarana.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
853 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0427