FIFIKIRANA (Fredy Jaofera)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIFIKIRANA




Ny fifikirana
amin'ny Ray,
fandosirana
ny ota izay.



Ny fifikirana
amin'ny tsara,
mahamirana
rehefa anjara.



Ny fifikirana
amin'ny tiana,
avy hangirana
iny fihobiana.



Ny fifikirana
amin'ny Marina,
tsy hifandirana
amin'ny nivarina.




Fredy JAOFERA
--------
Lien:
647 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108