FINOANA AN'ANDRIAMANITRA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FINOANA AN'ANDRIAMANITRANy finoana an'Andriamanitra
dia mitera-pahagagana
sy manoka-pitoniana,
mahamanga ery ny lanitra
mbola misy hazavana
manambara fitahiana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
