FIOVAN'NY TENA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FIOVAN'NY TENANy fiovan'ny tena
no ilaina indraindray
fa tsy ny fiovan-javatra
vao ny fandresena
no ho hita amin'izay
hampiravo eto fatratra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
