FITSANGANTSANGANANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FITSANGANTSANGANANA




Tsy atakalo
ny ainga maro efa tanana
misisika tsy mety lany ;
ny tononkalo
dia fitsangantsanganana
entin'ny soratra hatrany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
257 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118