FOMBA TSARA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FOMBA TSARA




Aza mba tara
mikiry raha tsy manavy
ka saino fa tsy vazivazy !...
Ny fomba tsara
haminavinana ny hoavy
dia ny famoronana azy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
279 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0139