FOTOTRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
FOTOTRA





Fototry ny lalam-pahasoavana
mitombina foana sy ombana
hisintahan'ireo raorao :
rehefa mihalehibe ny fitiavana
dia toy izany koa ny hatsarana
izay monina ao aminao.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
662 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131