HALALINA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HALALINAN'inona n'inona ambolena,
na ho mora na ho mazana
dia efa toepanahy miraikitra ;
ny halalin'ilay fanetren-tena
no haavon'ny fahombiazana
amin'ny asa aman'andraikitra.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
Catégorie :
Ahy - Fahatsiarovana - Fananarana - Fiaraha-monina - Eritreritra mandalo - Fiainana - Aingam-panahy
