HELO (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HELO




Ny hatsaram-behivavy
dia paradisan'ny fo
fa helon'ny fanahy,
na dia tsy fantany avy
fa azo ambara ho to
ny hitanay lehilahy.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
87 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 03/07/2026 16:33
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117