HETSIKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
HETSIKA




Izao re no tetika
mitandro
fivoarana tsy mila anjona :
manaova hetsika
isan'andro
mankany amin'ny tanjona.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
511 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0188