IZAO NO MARINA (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
IZAO NO MARINARaha tsy ao ny ahiahy
fa mandry re, rahavana,
itony saina miara-dia :
ny hafalian'ny fanahy
no miteraka fitiavana
sy fiadanana ho doria.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
