JESOA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
JESOA



Jesoa dia fiainana
tokony hitarainana
raha misy fijaliana
tsy fanta-piaviana.



Jesoa dia antoka
raha te hifantoka
amin'ny hazavany
tsy misy fiafarany.



Jesoa dia lalana
tsy tia mahalana
raha lamin-tsaina
no zavatra ilaina.



Jesoa dia Mpanjaka
miha-mshazo laka
feno fahamarinana
misy fanambinana.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
367 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.019