LALAMBE (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LALAMBE




Lalamben'ny fahalalana
ny boky, zareo,
ka aza hadinoina
fa mitondra fanovana
eo no ho eo
tsara hokoloina.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
570 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122