LANIN'NY KARY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
LANIN'NY KARYEla no tsy naheno
ny akohony indray
raha tsy marary ;
akoho tsy naneno
hoatra izay,
efa lanin'ny kary.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
