MAHERY NY VAVAKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAHERY NY VAVAKA




Rehefa rako-pery
sy any an-davaka
tojo fahoriana,
tsy misy mahery
noho ny vavaka,
na rahoviana ?




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
388 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0173