MALEFAKA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MALEFAKA




Ny zava-,marina mitaona
hamaivanin'ireo lefaka
fa mampirindra ny tany :
ny hafaliana, tia mihaona
amin'ny fo malefaka
sy ny saina tahaka izany.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
314 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115