MAMALY FATY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAMALY FATYNy olona ratsy
dia mamaly faty
amin'ny fanaovan-tsoa,
hanam-batsy,
tsy ho poak'aty
ny farany fa hisy voa.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy: