MAMOHA SY MANIDY (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAMOHA SY MANIDY





Maro ny soa antenaina
rehefa mandalina
ho ravaka ;
mamoha ny maraina,
manidy ny alina
ny vavaka. 





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
598 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0254