MAMPIANATRA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAMPIANATRA





Tsy ny mpirehareha
no mahay mamboly
'reo rehetra mahasariaka ;
ny fiainana ange
fa tsy ny sekoly
no mampianatra antsika.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
492 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117