Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAMY (Fredy Jaofera)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MAMYIndraindray
ny voankazo voarara,
mamy, zareo,
ka tsy hay,
na inona no ambara
ny tsy haka eo.
Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
