MANANGANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANANGANA





Ny olona ory ny lasa
no tena manangana
ny hoavy mamiratra,
manao azy ho lahasa,
na dia efa mangana
ho andro mihiratra.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
612 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 27/02/2023 22:41
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014