MANDRESY FAHANTRANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MANDRESY FAHANTRANAMandresy fahantrana
dia tsy resa-pitiavana
fa asam-pahamarinana
tsy azontsika ialana
misy fahasoavana,
feno fanambinana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
