MENDRIKA HOTANANA (Fredy Jaofera)
Pas encore lu
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
MENDRIKA HOTANANANy hafatra
ho an'ny tany aman-danitra
mendrika hotanana :
ny zavatra
tsy misy an'Andriamanitra,
tsy misy fiadanana.
Fredy JAOFERA
--------
Lien:
