VOHIZO NY FANGINANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
VOHIZO NY FANGINANA




Ny azo andaminana
ny tari-dalana iray voahevitra
mainka manavao :
vohizo ny fanginana
rehefa tsy afaka hieritreritra
valiny tsara ianao.




Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
179 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 20/08/2023 05:31
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138